20/09/2018

Distrikan’Iakora : Dahalo 30 maty voatifitra

03/09/2018 admintriatra 0

Dahalo manodidinany150 nirongo basy nandravarava ny tananan’Anolaka, fokontanin’Andranomanga distrika Iakora, ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy lasa teo. Maherin’ny 30 tamin’ireo no maty voatifitra nandritry ny fanarahan-dia nataon’ny avy eo anivon’ny zandarmariam-pirenena narahan’ny “Groupement Ihorombe”, “Compagnie …Tohiny

1 2 3 4