19/11/2018

Faritra Atsimo Andrefana : Natolotra ny vahoaka ny RN9

01/09/2018 admintriatra 0

Toa ny tamin’ireo tanàna nolalovany nandritra ny andro maromaro, dia noraisin’ny vahoakan’i Toliara tamin’ny horakora-pifaliana sy endrika miramirana ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina omaly. Tamin’izany fandalovany tao Toliara izany indrindra no nitokanany ary nanolorany ny vahoakan’Atsimo …Tohiny

Anosibe : Trano hazo 20 rotiky ny afo

01/09/2018 admintriatra 0

Nanao tohivakana ny hain-trano. Ankasina, Ankazomanga, Isoraka, Anjanahary no lasibatry ny hain-trano nandritry ny volana aogositra. Nahitam-pahavoazana tao anatin’ny ora vitsy ihany koa teny Anosibe ny harivan’ny zoma. Tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany …Tohiny

1 2 3 4