19/11/2018

Delestazy : Governemanta Ntsay no fototra

29/09/2018 admintriatra 0

Toa tsy mahita mangirana mihitsy ity ny Malagasy eo amin’ny tontolon’ny herinaratra. Raha notanterahin’ny Filoha teo aloha, Hery Rajaonarimampianina, tokoa mantsy ny fampanantenana nataony tamin’ny fanafoanana ny delestazy, nandritra ny fotoana nitantanany ny firenena, miverina …Tohiny

MAPAR : Miverina indray ny fandrobana

29/09/2018 admintriatra 0

Tanana zatra mitsotra ny an’ny Mapar, ka tsy afaka mivonkona intsony. Tany Morondava, ny dahalo fahavalom-bahoaka mihitsy no nantsoin’ny olon’ ny Mapar, izay tarihin’ny depiote Hawel Mamod’Ali, hiakatra ny tanàna hamoritra ireo vahoakan’i Morondava. Efa …Tohiny

SEFAFI : Tsy manjary ny seraseran’ny Ceni

29/09/2018 admintriatra 0

Taorian’ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana, ny Ceni indray izao no nahazo tsindrim-paingotra avy amin’ ny SEFAFI, na ny sehatra fanaraha-maso ny fiainam-pirenena. Nambaran’ny SEFAFI, fa tsy maharaka ny seraseran’ny Ceni, ka mety hitarika korontana, …Tohiny

1 2 3 85