16/12/2018

Tsaratanana : Kidnapping valo

01/08/2018 admintriatra 0

Niova endrika ny asan-dahalo any amin’iny faritr’i Tsaratanàna iny araka ny fanazavana nentin’ny solombavambahoaka voafidy tao Tsaratanàna, Jaona Ratefiarijaona (hita amin’ny sary). Tsy vaky trano na halatr’omby fotsiny intsony no ataon’ireo dahalo any an-toerana fa …Tohiny

1 85 86 87