Jean Max Rakotomamonjy : Sady kandidà no filohan’ny antenimiera
Tsy isan’ireo tafiditra anatin’ny mpiasam-panjakana ambony ny toeran’ny filohan’ny antenimieram-pirenena, io no fanazavana izay nentin’ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana. Resa-be nanomboka ny herinandro teo ny tokony hametrahan’i Jean Max Rakotomamonjy fialana tsy ho filohan’ny …Tohiny