19/08/2018

8 août 2009 : Nodakan-dRajoelina i Monja

09/08/2018 admintriatra 0

Nataon’i Andry Rajoelina fitaovana sy sorona nakana fahefana fotsiny ny filoha nasionalin’ny antoko MONIMA, Monja Roindefo. Vao tafakatra teo amin’ny fitondrana ity « putschiste » ity dia izay hanilihana azy tsy ho praiminisitry ny Tetezamita …Tohiny

1 2 3 4