19/08/2018

Frantsa – Madagasikara : Handrava ireo mpanao kidnapping

07/08/2018 admintriatra 0

Tonga nanatontosa fitsidiham-piaraha-miasa tao amin’Andriamatoa jeneraly Randriamanarina Jean Christophe, sekreteram-panjakana eo anivon’ny ministeran’ny Fiarovam-pirenena misahana ny Zandarimaria tao amin’ny birao fiasany ao amin’ny Toby Jeneraly Philibert Ramarolahy Betongolo ny kolonely Bertrand Thouvenot, “Attaché de sécurité …Tohiny

Aogositra 2009 : Mpanao politika voafonja

07/08/2018 admintriatra 0

Ny famoahana ireo gadra politika nandritra ny fitondrana Marc Ravalomanana no anisan’ny fitaovana nentin’i Andry Rajoelina nandresy lahatra ireo mpanara-dia azy sy namitahany ny vahoaka malagasy ny taona 2009. Vao niakatra teo amin’ny fitondrana anefa …Tohiny

1 2 3 4