19/10/2018

Fanafihana : Jiolahy 13 nirongo basy

06/08/2018 admintriatra 0

Andian-jiolahy miisa 13 nirongo basy P.A vita gasy no nanafika tokantrano iray teny amin’iny faritr’Ambohimangakely iny ny faha-4 aogositra lasa teo tokony ho tamin’ny 12h30 alina. Novakian’ireto andian-jiolahy ireto ny varavaran’ny trano, ary nanapoaka basy …Tohiny

Lozam-pifamoivoizana : Iray maty, enina naratra

06/08/2018 admintriatra 0

Fiarakodia 4×4 marika Rexton iray nitondra olona dimy no niharan’ny lozam-pifamoivoizana nidona tamin’ny hazo ny faha-3 aogositra lasa teo tokony ho tamin’ny 23h30, iray kilometatra an’Andasibe tamin’iny lalam-pirenena faharoa iny. Dokotera avokoa no tao anatin’ity …Tohiny

1 2 3 4