17/12/2018

Fizahantany : Mbola lafo i Nosy-Be

03/08/2018 admintriatra 0

Raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra iray misahana ny fizahantany ao Nosy-Be, dia mbola ankavitsiana ny Malagasy manatanteraka fitsidihana an’i Nosy-Be. Voalaza mantsy fa lafo dia lafo ho an’ny Malagasy ny manatontosa fizahantany ao amin’ity nosy ity. …Tohiny

1 2 3 5