19/10/2018

Seces : Hampiato ny fitokonana

02/08/2018 admintriatra 0

Hampitsahatra ny fitokonany ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka mpampianatra sampana Antananarivo (seces) miaraka amin’ny mpandraharaha eny amin’ny oniversite sy ny mpianatra, taorian’ny fihaonana natao tamin’ny Filoham-pirenena ny alatsinainy lasa teo. Hitsahatra ao anatin’ny …Tohiny

Solika : Niakatra 50 Ariary

02/08/2018 admintriatra 0

Nahitana fisondrotana 50 ariary indray ny vidin’ ny solika ny omaly, ary tazana izany teny amin’ ireo toby mpaninjara solika. Noho izany dia lasa 4 100 Ariary ny iray litatra amin’ ny solika,raha toa ka …Tohiny

1 2 3 5