19/10/2018

Sivy taona lasa : Voaheloka Ravalo

01/08/2018 admintriatra 0

Ny sabotsy 28 aogositra 2009 tokony ho tamin’ny 1 hatramin’ny 6 ora maraina no nivoaka ny didim-pitsarana nanameloka an’i Marc Ravalomanana hanao asa an-terivozona mandra-pahafatiny araka ny baiko nomen’i Andry Rajoelina ny minisitry ny Fitsarana …Tohiny

Somaroho 2018 : Nandresy ny ASCUT

01/08/2018 admintriatra 0

Nangotraka ny fihaonana. Niditra tamin’ny andro fahatelo ny fifanintsanana isam-bondrona amin’ny fiadiana ny « Basikety Somaroho 2018 ». Fifaninanana iraisam-pirenena eo amin’ny sokajy N1A lehilahy, tanterahina amin’izao fotoana izao ao amin’ny kianja mitafon’i Nosy-Be. Teo …Tohiny

Talatamaty : Eny Tsiafahy ireo mpanafika Sinoa

01/08/2018 admintriatra 0

Natolotra ny fampanoavana omaly ireo efa-dahy voatondro ho nanao fanafihana nitam-piadiana nahalasibatra teratany Sinoa teny Maibahoaka Talatamaty. Taorian’ny fihainoana azy ireo dia samy notanana am-ponja vonjimaika eny Tsiafahy avokoa izy ireo. Raha tsiahivina dia andian-jiolahy …Tohiny

1 2 3 5