Solontena maharitry ny UNICEF : Betsaka ny asa vita teto Madagasikara
Omaly maraina no tonga nametra-beloma ny filoham-pirenena malagasy Hery Rajaonarimampianina tetsy amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny solontena maharitry ny UNICEF Elke Wisch, izay nahavita sy nanapitra ny fotoam-piasana sy nanendrena azy hiasa eto Madagasikara. Nandritra ny …Tohiny