21/09/2018

Maevatanana : Trano 50 tafo nodoran’ny dahalo

09/07/2018 admintriatra 0

Nitrangana fanafihana mitam-piadiana indray tany amin’ny fokontany Andegilava, kaomina Ambalajanakomby, distrikan’ny Maevatanana. Dahalo miisa manodidina ny telopolo lahy nitondra basim-borina sy kalaky ary fitaovam-piadiana mahery vaika no fantatra fa nanafika tany an-toerana. Izay ny zoma …Tohiny

1 2 3 4