21/09/2018

Tsaratanàna : Zaza nariana tanaty rano

05/07/2018 admintriatra 0

Tany amin’ny ranon’I Betioky indray no nahitana fatin-jaza vao teraka manodidina ny iray volana, any amin’ny faritra Tsaratanàna. Araka ny loharanom-baovao dia omaly maraina ireo olona mpampiasa ny rano no nahatsikaritra ity zaza narian-dray aman-dreniny …Tohiny

1 2 3 4