Antsohihy : Fiara mpitatitra voasakan’ny jiolahy
Nirefodrefotra indray ny poa-basy nandritry ny fanafihana fiara fitateram-bahoaka tany amin’ny lalana mihazo an’Antsohihy. Mpamily sy mpandeha maro indray no nitondra faisana any amin’iny lalana iny noho ny afitsoky ny asan-jiolahy mpanakan-dalana. Tsy vao sambany …Tohiny