17/08/2018

Kidnapping Navage Veldjee : Jiolahy telo voasambotra

13/06/2018 admintriatra 0

Taorian’ny fanadihadiana lalina nataon’ny teo anivon’ny “cellule mixte d’enquête” etsy amin’ny toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary, dia jiolahy miisa telo isan’ny tompon’antoka tamin’ny kidnapping an’ilay karana Navage Veldjee no efa voasambotra. Araka ny loharanom-baovao avy eo anivon’ity …Tohiny

1 2 3 4 5