17/08/2018

Iavoloha : Teraka ny governemantan’ny fisokafana

12/06/2018 admintriatra 0

Tafatsangana omaly ny governemantan’ny marimaritra iraisana tarihin’ny praiminisitra Ntsay Christian, araka ny didim-panjakana lah.2018-540 manendry ireo mpikambana. Araka izany, nampahafantarina omaly ihany ireo mpikambana eo anivon’ity governemantan’ny marimaritra iraisana ity, izay miisa 30. Amin’ny maha …Tohiny

«Fitoniana…!»

12/06/2018 admintriatra 0

Mitaky “fitoniana” ny firenena… Milaza izany avokoa izay rehetra mandray fitenenana tato anatin’ny tapa-bolana mahery kely izao. Ny “fitoniana” ara-politika mazava ho azy no voaresaka amin’izany fa toa tsy misy miteny kosa ny fitoniana ara-toekarena …Tohiny

1 2 3 4