15/08/2018

Tsaratanàna : Lasa ny omby 30, trano telo no may

09/06/2018 admintriatra 0

Mirongatra tanteraka any amin’ny faritra maro ny tsy fandriam-pahalemana tato ho ato. Dahalo mirongo fitaovam-piadina mahery vaika manodidina ny telopolo no fantatra fa nirohotra niditra tao amin’ny kaomina ambanivohitr’i Tsaratanàna faritra Betsiboka. Ny marainan’ny alarobia …Tohiny

Toliara : Hanatsara ny fampidiran-ketra

09/06/2018 admintriatra 0

Vola mitentina 140 Tapitrisa Ariary isam-bolana no ilain’ny kaomina Toliara entina hampandehanana ny raharaha. Nefa vola mitentina 60 Tapitrisa Ariary isam-bolana ihany no miditra amin’ny kitapom-bolan’ny kaomina anatin’ny iray volana. Izany hoe, banga eo amin’ny …Tohiny

1 2 3 4