17/08/2018

« Diso lalana »

06/06/2018 admintriatra 0

Niaiky ny rehetra fa nanapotika ny fianaran’ny zanaka malagasy fotsiny ny fitarihana azy teny amin’ny kianjan’ny 13 mey. Rakotra fanakianana ireo olona mpitarika ireo ankizy mpianatra nanatevin-daharana teny an-kianjan’ny Parvis Analakely ny tambazotran-tsosialy hatramin’ny omaly …Tohiny

Tinoka Roberto : Niaiky fa namita-bahoaka

06/06/2018 admintriatra 0

Diso tanteraka ny fandraisan’ny vahoaka malagasy ny fihetsika nasehon’ny Mapar teny amin’ny kianjan’ny 13 Mai nandritra ny fitokonana notarihin’ireo depiote miisa 73. Maro tokoa mantsy no nihevitra fa dia ny hanongam-panjakana mihitsy no tanjon’iny fitokonana …Tohiny

1 2 3 4