16/11/2018

Ambatofinandrahana : Dahalo miisa 15 lavon’ny zandary

01/06/2018 admintriatra 0

Tsy ahitam-pitsaharany ny resaka fanafihan-dahalo any amin’iny faritr’Amoron’i Mania iny, ary isan’ny lasibatra matetika amin’izany ny distrikan’Ambatofinandrahana. Dahalo miisa 15 indray mantsy no lavon’ny zandary sy ny fokonolona tany an-toerana taorian’ny fanarahan-dia sy ny fifandonana …Tohiny

1 2 3 4