Festival Moudjangaya M’chimé : Lasan’ny ASCB sy ny BBCM ny amboara
Nikatona ny ridaon’ny hetsika « Festival Moudjangaya M’chimé » nokarakarain’ny klioba ASCB Boeny niaraka tamin’ny ekipan’ny Fiadidiana ny Repoblika notarihin’ny mpanolotsaina manokan’ny Filoham-pirenena, Mbola Rajaonah, rehefa nizotra nandritra herinandro tao Mahajanga. Marihina fa hetsika ara-panatanjahantena …Tohiny