19/07/2018

Fandrobana zandary teny 67Ha : Lasa ny basy

12/05/2018 admintriatra 0

Naiditra am-ponja vonjimaika ireo telo lahy nikotrika ny fandrobana tamin’ny tranona zandary, rehefa avy nalaina am-bavany teny anivon’ny fampanoavana. Ny lehilahy iray moa no voalaza fa tompon’antoka tamin’ny fandrobana, izay narahan’ny fanampian’ireo roa namany iray …Tohiny

1 2 3