28/05/2018

« Fanovana amin’ny ratsy »

08/05/2018 admintriatra 0

Mba noheverina ho mitandro ny fianaran’ny zana-bahoaka ireo milaza azy fa solombavambahoakan’ny fanovana, hay tena mamarina an-kady ireny zana-bahoaka mianatra any amin’ireny sekolim-panjakana ireny. Tsy mihevitra izay ho tohin’ny fanadinana atrehin’izy ireo ato ho ato. …Tohiny

1 2 3