28/05/2018

Mapar sy Tim : Raikitra ny ady an-trano

07/05/2018 admintriatra 0

Efa nazava tanteraka ny toerana izay raisin-dRavalomanana Marc manoloana ny hetsika fanakorontanana sy fanonganam-panjakana, izay kasain’ ireo solombavambahoaka tanterahina etsy amin’ny kianjan’ny fifankatiavana Analakely, “tsy hetsiky ny TIM io, ny antoko tarihiko dia tsy mankasitraka …Tohiny

« Manimba »

07/05/2018 admintriatra 0

Diso mihitsy ny filazana fa ny vahoakan’Antananarivo iray manontolo no mamaly ny antson’ireo depioten’ny fanovana amin’ny hetsika hataony etsy amin’ny 13 mey Analakely. Nipoitra sy niharihary izany ny faran’ny herinandro teo. Satria dia nampiseho mihitsy …Tohiny

1 2 3