Sarimihetsika : Maherin’ny 350 ireo horonantsary alefa mandritra ny RFC
Miditra amin’ny andiany faha-13. Ho ambohi-pihaonan’ny mpankafy sarimihetsika indray ny etsy amin’ny Institut Français de Madagascar na ny IFM Etsy Analakely. Hanomboka ny 13 avrily izao ny hetsika, ary aharitra hatramin’ny 21 avrily. Maherin’ny 350 …Tohiny