Praiminisitra Olivier Mahafaly Solonandrasana : “Aoka izay ny fanosoram-potaka ny fitondram-panjakana”
“Aoka izay ny fanosoram-potaka ny fitondram-panjakana fa tsy hitondra voka-tsoa ho an’ny firenena izany” , hoy ny nambaran’ny Praiminisitra Olivier Mahafaly Solonandrasana, mahakasika ny filazana fa voaroba, ary very vola mitentina 12 miliara Ariary ny …Tohiny