25/04/2018

Fanafihana tany Manjakandriana : Ndoboka am-ponja ny efa-dahy

09/04/2018 admintriatra 0

Notanana am-ponja vonjimaika avokoa ireo efa-dahy voasambotra fa tompon’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana rehefa nandalo famotorana teo anoloan’ireo mpitsara mpampanoa lalàna, tao amin’ny fampanovana. Tany amin’ny kaominina Alarobia Ambatomanga distrikan’ny Manjakandriana no nisehoan’izany, ny alin’ny talata …Tohiny

1 2 3