16/07/2018

«Lasa mivoaka e!»

07/04/2018 admintriatra 0

Ny karazan’olona tahaka an-dry Christine Razanamahasoa itony no tena fositra eto amin’ity firenena ity. Kinga amin’ny fanenjehana ny hafa kanefa tsy mahita ny vay eo an-tampon-dohany. Dimy taona be izao nibodo tranom-panjakana, tsy mahalala menatra …Tohiny

Sakaraha : Nahazo toeram-pandidiana vaovao

07/04/2018 admintriatra 0

Laharam-pahamehana ny fahasalamana satria antoky iray mampandeha ny firenena mba hisian’ny fampandrosoana. Ny fisian’ny vahoaka salama tokoa mantsy dia antoky iray hisandratan’ny firenena amin’ny avo avo kokoa ka tsy nataon’ny Filoham-pirenena ho ambin-javatra mihitsy amin’ny …Tohiny

HVM : Vonona hiatrika fifidianana

07/04/2018 admintriatra 0

Notanterahina omaly, tetsy amin’ny biroa foiben’ny antoko Hery Vaovaon’i Madagasikara na HVM, etsy Antanimena, ny fivoriamben’ireo mpandrindra sy ny birao iraisain’ireo kaominina sy ny “coach” manerana ny Faritra 22 eo anivon’ny antoko eto Madagasikara. Saika …Tohiny

1 2 3 4