26/09/2018

Tambazotra mpisoloky : Ravan’ny polisy

04/04/2018 admintriatra 0

Noravain’ireo polisy avy any Ambalavao ny tambazotra mpisoloky milaza fa manana “mena-bato” any an-toerana. Tamin’iny herinandro lasa iny no nanaovan’izy ireo ny fisamborana, ka olona miisa efatra no voapaingotra tamin’izany. Mitovy tamin’ny paikadin’ireo olon-dratsy efa …Tohiny

1 2 3 4