15/12/2018

Andranomena : Vehivavy hita faty

12/03/2018 admintriatra 0

Efa ora maromaro no nahitan’ny olona ity vehivavy voalaza fa natory teny antsisin-dalana ity, ny sabotsy antoandro manodidina ny tamin’ny iraika ambin’ny folo tany ho any. Mandalo sy mijery ny fihetsiny avokoa ireo olona teny …Tohiny

« Tokony hofongorana »

12/03/2018 admintriatra 0

Vao niandoha ny taona ary hatramin’izao volana marsa izao, dia tsy nety lefy mihitsy ny halatra batterie ana fiara. Saika ahenoana izany avokoa ny faritra rehetra eto an-drenivohitra ny eny 67 ha, ny eny Sabotsy …Tohiny

1 2 3 4