21/09/2018

Toetr’andro : Mbola mitohy kosa ny orambe

07/03/2018 admintriatra 0

Raha natao jery todika ny herinandron’ny 26 febroary hatramin’ny 04 martsa, dia natevina kokoa ny rotsak’orana izay nahatratra 200 hatramin’ny 300 mm, noho ny fandalovan’ny andian-drahona niaraka tamin’ny rivodoza Dumazile tany amin’ny distrikan’Antsiranana, Sainte-Marie, Toamasina, …Tohiny

Mpivady nanary zanaka : Nidoboka am-ponja

07/03/2018 admintriatra 0

Natolotra ny fampanoavana omaly avokoa na ny rainy na renin’ny zaza vao menavava hitan’ny fokonolona tanaty fitoeram-pako. Izy mivady ireo hoy ny loharanom-baovao no voalaza fa tompon’antoka tamin’ny fanariana io zazakely io tany anaty lobolobo, …Tohiny

1 2 3 4