16/07/2018

Manakara : Nahazo CEG vaovao ny kaominin’i Mangasiotra

02/03/2018 admintriatra 0

Mitohy hatrany ny fampandrosoana ireo faritra maro manerana ny Nosy ataon’ny fitondram-panjakana. Araka izany, dia nanolotra sekoly CEG ho an’ny kaominina ambanivohitra Mangasiotra, distrikan’i Manakara, ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina tamin’ny alalan’ny depiote voafidy tany an-toerana, …Tohiny

1 2 3 4 5