21/05/2018

Beach Soccer : Manjaka tokana i Toliara

01/03/2018 admintriatra 0

Mbola ny ekipan’i Toliara hatrany no mitana ny laharana voalohany vonjimaika amin’ny filaharana ankapobeny amin’ny fiadiana ny Tournoi Pangalanes eo amin’ny taranja beach soccer, sokajy lehilahy. Fifaninanana tanterahina eny amin’ny tora-pasik’i Manakara Be. Mbola tsy …Tohiny

Maorisy : Vehivavy gasy nahatrarana héroïne 259,5g

01/03/2018 admintriatra 0

Tsy mitsahatra handrenesam-peo ny fahatrarana teratany malagasy manondrana zava-mahadomelina mahery vaika atsy amin’ny nosy rahavavy Maorisy. Vehivavy iray, 36 taona indray mantsy no tra-tehaka niaraka tamin’ny “héroïne” milanja 259,5 grama tao amin’ny seranam-piaramanidina any Plaisance …Tohiny

1 2 3 5