19/02/2018

Ankadinandriana : Manjaka ny fanafihana

13/02/2018 admintriatra 0

Raim-pianakaviana iray indray no naratra mafy niharan’ny tsatok’antsy nataona jiolahy mitam-piadiana tonga nanafika tao amin’ny toeram-pivarotany tany Ankadinandriana. Ny alin’ny zoma lasa teo no fantatra fa nisehoan’izany tao amin’io fokontany voatondro io. Araka ny fanazavan’ny …Tohiny

Mahajanga : Nahafaty olona indray ny Bajaj

13/02/2018 admintriatra 0

Mateti-pitranga indray tato ho ato ny lozam-pifamoivoizana izay hamoizana ain’olona foana ao Mahajanga tamin’iny faran’ny taona iny no nankaty. Hita mandrafitra izany sy mahatonga ny loza foana matetika ny tsy fitandremana sy ny tsy fanarahan-dalàna …Tohiny

1 2 3 4