Lalaon-tsoavaly PMU Madagasikara : Tsy ara-dalàna intsony hoy ny PMU Frantsa
Nitondra porofo. Taorian’ny famelabelarana nataon’ny ACHEL, na ny sampandraharaha manana fahefana mpikarakara momba ny soavaly ho an’ny hazakazaka sy ny fiompiana eto Madagasikara, dia namaly bontana ny PMU Madagasikara, ary nilaza fa tsy nisy porofo …Tohiny