21/08/2018

Andranomena : Mirongatra ny vaky trano

10/02/2018 admintriatra 0

Mampikaikaika ny mponina eny Andranomena sy ny manodidina ny trangana vaky trano, izay efa misesisesy eny amin’iny faritra iny. Miasa andro aman’alina araka izany ny mpitandro filaminana ao amin’ny boriborintany fahenina amin’ny fikarohana ireo olon-dratsy …Tohiny

«F’iza no antoko be?»

10/02/2018 admintriatra 0

Nahazo fanankianana avy amin’ny fanoherana ny antoko HVM hoe “antoko madinka sisa no manaiky hiaraka aminy”. Tsy hiditra lalina amin’izay resaka izay isika fa ny manitikitika ny saina fotsiny dia ny hoe “f’iza no antoko …Tohiny

1 2 3 4