21/04/2018

Antsirabe : Vehivavy maty notapahan-doha

09/02/2018 admintriatra 0

Nisehoana vonoan’olona mahatsiravina sy tamin’ny fomba feno habibiana indray tany Vatofotsy Antsirabe ny alarobia alina lasa teo, tokony tamin’ny 12 ora. Vehivavy 37 taona niboridana tanteraka no notapahan-doha sy norasarasaina tamin’ny zava-maranitra ka niendaka tamin’ny …Tohiny

Mahitsy : Miparitaka ny vola sandoka

09/02/2018 admintriatra 0

Malaza ho isan’ny toerana hiparitahan’ny vola sandoka eny Mahitsy, distrikan’Ambohidratrimo amin’izao fotoana izao. Noho izay asa ratsy mahazo vahana any an-toerana izay sy ny noho ny fanomezam-baovao voaray, dia nandray ny andraikiny tamin’ny alalan’ny fidinana …Tohiny

1 2 3 4