26/09/2018

Analakely : Nanjavona ny fiara Audi Q5

08/02/2018 admintriatra 0

Fiara mitondra ny marika Audi Q5 iray no nanjavona teny Analakely ny zoma lasa teo, rehefa nentina vehivavy mpisoloky nitsoaka. Araka ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny polisim-pirenena, dia fantatra fa fiara namidy tany anaty tambazotran-tserasera …Tohiny

1 2 3 4