Sokatra tratra tany Fianarantsoa : Haverina hohenoina ny mpamilin’ilay sprinter
Araka ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny polisy any Fianarantsoa, dia fantatra fa haverina hohenoina anio eo anatrehan’ny fampanoavana any an-toerana ilay mpamily, tompon’antoka tamin’ny fitondrana ireo sokatra miisa 245, natao tanaty vatam-paty, sy ireo rongony …Tohiny