19/11/2018

Fianarantsoa : Wanted i Jao Marinjara Stephan

05/02/2018 admintriatra 0

Taorian’ny fanadihadiana lalina sy ny fikarohana nataon’ny polisy any Isanda Fianarantsoa, izay tsy mbola nahitam-bokany hatramin’izao, dia fantatra fa efa namoahana didy fampikarohana i Jao Marinjara Stephan, voaporofo ho tompon’antoka tamin’ny famonoana ilay rangahy tratra …Tohiny

1 2 3 4