21/08/2018

Mahajanga : Mpangalatra nodarohin’ny olona

03/02/2018 admintriatra 0

Nitrangana savorovoro indray tany amin’ny faritr’i Mahajanga, fantatra tamin’izany fa lehilahy iray no niharan’ny hatezeram-bahoaka rehefa avy nangalatra ny entana teratany frantsay niala sasatra tany an-toerana. Saika maty nodarohin’ny andian’olona tao amin’ny fokontany Mangarivotra ny …Tohiny

1 2 3 4