19/10/2018

Ambondromamy : Andian-jiolahy fito tra-tehaka

31/01/2018 admintriatra 0

Nihorohoro fatratra amin’ireto karazana andian-jiolahy hikoizana ireto ny mponina tany Ambondromamy noho ny lazany amin’ny resaka vaky trano miaro fampihorohoroana sy fanolanana. Miahiahy andro aman’alina araka izany mandrapahitan’ny mpitandro filaminana vokany tamin’ny fitadiavana ireo andian-jiolahy …Tohiny

VIH/Sida : Voa ny 90 isan-jaton’ny zaza

31/01/2018 admintriatra 0

Ny 90 isan-jaton’ny zaza aty Afrika no voan’ny tsimokaretina VIH/Sida. Ny 50 isan-jaton’ny zaza vao teraka dia maty alohan’ny faha-3 taonany, vokatry ny fitondran’ny reny ny tsimokaretina Sida. Noho izany, Ilaina ny fikarohana vahaolana haingana …Tohiny

1 2 3 4 5 6 75