15/12/2018

Gymnase Antsirabe : Ho vita amin’ny volana jolay

05/01/2018 admintriatra 0

Tsy honohono. Nanomboka ny voalohandohan’ny volana desambra teo ny asa fanamboarana sy fananganana kianja mitafo maoderina ao Antsirabe, eny amin’ny Vatofotsy. Fotodrafitrasa maoderina tafiditra indrindra amin’ny tetikasan’ny Filoham-pirenena izany. Araka ny fampitam-baovao, ny kaominina Ambonivohitr’Antsirabe …Tohiny

1 2 3 4