23/06/2018

Itaosy : Zandary tsy nanaiky nandray kolikoly

04/01/2018 admintriatra 0

Azo tsapain-tanana ny ady amin’ny kolikoly eo anivon’ny zandarimariam-pirenena. Tahaka ity nitranga teny amin’ny borigadin’ny zandary etsy Itaosy ity, dia tena ohatra velona azo tahafin’ny zandary rehetra mihitsy. Tonga nandrabiraby lelavola 190 000 Ariary , …Tohiny

1 2 3