19/01/2018

Fakana an-keriny : Jiolahy misa fito tra-tehaka

03/01/2018 admintriatra 0

Andian-jolahy miisa fito avy naka an-keriny vehivavy no saron’ny zandarimariam-pirenena tao Vondrozo ny alin’ny 31desambra lasa teo, tokony ho tamin’ny 9ora sy sasany. Tra-tehaka tany amin’ny hotely niaraka tamin’ilay renim-pianakaviana nalainy an-keriny izy ireo taorian’ny …Tohiny

Antsirabe : Nirodana ny CEG Soamalaza

03/01/2018 admintriatra 0

Nitrangana loza tao amin’ny CEG Soamalaza, trano lehibe iray nitoerana fianakaviana maromaro no nirodana omaly maraina 2 janoary 2018. Ampahany tamin’ilay trano no nirodana, efitra nisy fianakaviana iray amin’ny ilany atsimo. Mbola tao an-trano avokoa …Tohiny

1 2 3