Fanefitry ny polio : Zaza maherin’ny 1 750 000 no hatao vaksiny
Hanomboka ny 6 hatramin’ny 8 desambra ho avy izao any amin’ny faritra 15 eto Madagasikara ny fanatanterahana ny vaksiny fanefitry ny lefakozatra ary any Kandreho, faritra Betsiboka no hanokafana izany amin’ny fomba ofisialy. Vaksiny tanterahina …Tohiny