24/10/2018

Ambatolampy : Omby 70 halatra hitan’ny zazamainty

04/12/2017 admintriatra 0

Nisehoana fanafihana omby indray tany amin’ny distrikan’i Tsiroanomandidy, kaominina Ambatolampy ny alin’ny alakamisy 30novambra lasa teo, tokony ho tamin’ny 12 ora sy sasany alina. Omby maherin’ny 150 no voatafik’ireo dahalo mitondra fitaovam-piadiana mahery vaika tamin’izany. …Tohiny

1 2 3 4