25/09/2017

Piment Café – Behoririka

08/09/2017 admintriatra 0

« Feo telo, gitara telo », io indray no hanamarika ny seho takarivan’ny Piment Café etsy Behoririka anio alina. Seho hiarahana amin’ny mpanakanto telo manana ny talentany eo amin’ny fitendrena gitara, sy eo amin’ny sehatry ny hira. …Tohiny

Kianja Mitafo – Mahamasina

08/09/2017 admintriatra 0

Hiarahan’ny hira sy ny hatsikana. Rehefa tsy hita matetika tao anatin’ny tontolon’ny seho, dia hotanterahina anio alina manomboka amin’ny 8 ora etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ny « Kakakaka Kaïamba ». Hetsika handrenensana ireo vazo kaïamba araka …Tohiny

1 2 3 4