23/11/2017

Dôma Ankorondrano sy Antsahamanitra

01/09/2017 admintriatra 0

Hetsika iray ho an’ny mpankafy Rock Malagasy. Hotanterahina indroa miantaona ny « Tana in rock », hiarahana amin’ireo andrarezin’ny mpiangaly rock Malagasy. Etsy amin’ny Dôme Ankorondrano ny seho voalohany ny zoma 01 septambra izao ary etsy Antsahamanitra …Tohiny

Piment Café – Behoririka

01/09/2017 admintriatra 0

Taorian’ny fampisehoana tetsy amin’ny CCesca Antanimena, hiverina indray amin’ny seho takariva nahalalana azy i Fara Kely ary manome fotoana ireo mpankafy azy etsy amin’ny Piment Café Behoririka, anio alina manomboka amin’ny 9 ora. Ho entiny …Tohiny

Telozoro : Andrefanambohijanahary

01/09/2017 admintriatra 0

Na miparitaka aza ireo mpikambana ao aminy, miezaka ny mamelona ireo hira nahafantarana ny tarika Njila ny lehiben’ny tarika. Santionany amin’izany ny « Revy Njila » hotanterahina etsy amin’ny Telozoro Andrefanambohijanahary anio alina manomboka amin’ny 9 ora. …Tohiny

1 2 3 4