17/01/2018

“Tsy mahazaka … ”

31/07/2017 triatra 0

Hatramin’izay nahazoantsika ny fahaleovantena, 57 taona lasa izay, dia azo isaina amin’ny rantsan-tanana ny Filoham-pirenena sahy nanapotsitra ny adihevitra manodidina ny tontolon’ny Fitsarana eto amintsika. Ny antony dia sehatra iray saro-pady ny Fitsarana ka tsy …Tohiny

Aéroport Nosy-Be : Hahazaka fiaramanidina goavana

31/07/2017 triatra 0

Ny sabotsy lasa teo no nidina nijery ifotony ny asa fanamboarana ny seranam-piaramanidina tao Fascene Nosy-Be ny Filoham-pirenena malagasy Hery Rajaonarimampianina. Teo am-pahatongavana dia nihazo avy hatrany nijery ifotony ny tara hipetrahan’ny fiaramanidina ny tenany. …Tohiny

1 2 3 4 5 75